Recrutement élèves maîtres

Accueil|Recrutement élèves maîtres
Entreprise publique | Recrutement | 600000 Ar
Date: 03 novembre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1180

Efa ela tokoa no nanaovako maitre FRAM kanefa dia mbola tsy voaray tamin'ny fampidirana mpampianatra ho mpiasam-panjakana.Voatery tsy maintsy nanatona olona tompon'andraikitra tao amin'ny DREN moa ny tenako ka voatery tsy maintsy nanao  fifanarahana izahay sady mba fitokisana tanteraka no misy ka nanome vola an'ireo olona nikarakara ny tenako 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire