Entreprise publique | Recrutement | 2000000 Ar
Date: 15-09-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #1339
Maitre FRAM efa ho 5taona ny tenako,nisy anefa ny fandraisana ireo mpampianatra ho mpiasam-panjakana kanefa dia mbola tsy voasoratra anatin'ny lisitra ihany ny tenako.Voatery nanantona ny tompon'andraikitra amin'izany tenako ka raha tianao ho tafiditra ao anaty lisitra ny anaranao dia tokony mba amboarinao kely zaho ary tokony 2.000.000Ar izany fa tonga dia tafiditra amin'ny vague manaraka ity ianao.Voatery nanome moany tenakosatria dia efa akaiky ihany taona tsy haharetirety ahy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire