Recrutement mpiasa

Accueil|Recrutement mpiasa
Secteur privé | Autre | Ar
Date: Juin 2017 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1423

Orin'asa iray ao Toliara izay raha hampiditra mpiasa dia tsy mametraka affichage " offre d'emploi" fa saingy ireo fianakavian'ny mpiasa ao ihany no ampidirina ho mpiasa ao amin'ny orin'asa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire