Recrutements mpampianatra

Accueil|Recrutements mpampianatra
Entreprise publique | Recrutement | 200000 Ar
Date: 2016 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #1496

Vola mitentina 200.000 Ariary no takin'ilay chef CISCO teo aloha tamin'ity lehilahy iray ity mba hahafahany ho tafiditra ao anatin'ny lisitra ny récrutement, raha tsy izany dia esoriny ao anaty lisitra ilay olona.D voatery izy tsy maintsy nandoa

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire