règle de circulation

Accueil|règle de circulation
Services municipaux | Autre | 2000 Ar
Date: 09-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #625

Matetika aho rehefa mivoak makany any amin’ny ville/ Toliara dia mitondra bicycletteka sakanana’ireo polisy kaominaly fa hoe tsy manara-dalàna fa sty manana vignette ka ampandoavin-dreo vola vao antsokosoko vao azo ilay bicyclette nefa tsy ny olona rehetra no iharan’izany fa ifidianana sarangan’olona .

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire