Services administratifs divers | — Choisissez le sujet — | Ar
Date: 2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #155
Nisy appel d'offre tao @ ministere, rehefa nanantona tao anefa dia gaga satria hono efa feno ny toerananefa vao iray andro monja no nisehoany affiche. Fantatro avy eo anefa fa ny fianakavian'ilay olona ambony aho no nampidiriny tao daholo ka nahafeno ny toerana.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire