Police | Circulation | Ar
Date: Octobre 2016 , Menabe – Morondava | Rapport #1215
Chauffera no asako,ary mpitondra vazaha touriste ireny.Raha sendra nitondra ireto tanora ireo ny tenako izay efa manana taratasy ara-dalana hamitana ny iraka miaraka amin'ireo solontena avy ao amin foret sy peche dia nosakanany ry lerony izahay ary notazonminy elabe teo de navelany teo izahay fa tsy ambarany ny tiany ireo police ho atao.Amin farany anefa dia nitaky papier amiko ry dia nomena avokoa ireo taratasy hamitana iraka ary ao anatony izany avakoa izay ao anatiny 4X4.Tsy nanome vola an ireo police moa ny tenako dia notazominy ilay papierko satria nitaky vola amiko dia tsy nanome zaho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire