Risoriso teny amin’ny fitsarana

Accueil|Risoriso teny amin’ny fitsarana
Justice | Jugement | Ar
Date: 12-05-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #800

Nisy dadatonay misy nitory tany amin’ny fitsarana tamin’ny endrikendrika nahazo azy. Rehefa natao anefa ny fitsarana dia afaka madiodio izy. Tsy nanaiky anefa ny mpitory azy fa nampiakatra ny fitsarana ary nandoa vola be tany amin’ny fitsarana ka dia nigadra ilay dadatonay.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire