Sakanan’ny polisy

Accueil|Sakanan’ny polisy
Police | Circulation | 2000 Ar
Date: 25 juin 2014 , Analamanga – Antananarivo Atsimondrano | Rapport #131

Tamin’ny 25 juin 2014 teo amin’ny 4 ora dia nosakanan’ny police teo by pass izahay avy nandevina.Nila vaniny tamin’ny permis de conduire misy rovitra izy. Dia saika ho alainy ny permis, kanefa izy avy eo niteny hoe » ela be sady mbola milahatra be raha haka an’io permis io any amin’ny centre fa manomeza vola kely ». Dia nomena 10000Fmg izy moa zahay koa mbola maimaika dia naveriny ihany ilay permis de conduire.
By pass: teo amin’ny rond point makany ambohimanambola no niseho izany.

 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire