Fokontany | Autre | Ar
Date: 13-01-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #529
Niseho ity endrika kolikoly ity . Tao amin'ny fokotany iray ny zaza samy zaza ka ny ray aman-drenin'ny iray amin'ireto zaza ireto dia mpiasam-panjakana ary ny iray mpiavarotra eny an-dalana nefa dia hita fa diso be izao ny ray aman-drenin'ilay manana dia nodian'ny sefo-pokotany tsy hita izany.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire