Secteur privé | Autre | 400000 Ar
Date: 07-07-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #777
Misy recrutement tao amin’ny société privé atao hoe CSUD izay tany tanà ny foibe. Ambarako fa tena mifanaraka amin’ny fianarana nataoko izy io nefa tsy afaka aho noho ny tenako tsy nandoa ny 2 000 000 F izay notakina tamiko.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire