Soutenance publique

Accueil|Soutenance publique
Education | Validation d’un master | Ar
Date: Tous les ans , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #1390

Department philosophie tulear: tena efa tsy rariny loatra ny soutenance ao amin'ny philosophie izay manana vola ihany no mahazo manao. Rehefa vehivavy dia miaraka amin'ny mpampianatra fotsiny . Afaka fotoana fohy tonga dia manana diplôme.    

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire