Police | Circulation | 30000 Ar
Date: 06-10-2016 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #931
tsy maintsy nandoa vola ny tenako fa nosakanan'ny Polisy tao Ifanandrina fa noho ny kodiarako efa sola hono; nampandoavina vola ny tenako dia nalefa rehefa azony izany fa noho ny pandehako mijaly no nandoavako izany
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire