Tanim-panjakana

Accueil|Tanim-panjakana
Domaine foncier | Délivrance dâ??un titre | Ar
Date: 15-12-2010 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #364

Misy tany malalaka ety amin'ny fokontany misy anay, efa betsaka izahay eto antoerana no manontany amin'ny fokontany ny mahakasika azy io ary namaly ny fokontany fa tanim-panjakana io, tsy amidy hono izy io. Gaga anefa izahay fa misy olona mamefy ilay tany taty aorina, ary olona tsotra io olona io, manana taratasy mazava izy fa tompon'ny tany. Gaga izahay izay efa ela no nikasa ny hividy izany raha azo natao ihany.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire