Gendarmerie | Autre | 60000 Ar
Date: 08-11-2014 , Menabe – Morondava | Rapport #531
Nanao fandinana hidirana zandary izaho ary afaka ecrit ary dia nandeha nanao oral , rehefa tonga tany dia miditra tsirairay rehefa taminy laharako dia nilaza izy ireo fa ny fitafiako hono tsy mety ka raha tiana ho tohizana ny fanontaniana dia napandoavin'izy ireo vola izaho.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire