Tao amin’ny fitsarana

Accueil|Tao amin’ny fitsarana
Justice | Libération sous caution | 1000000 Ar
Date: 2013 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #181

Nisy zokiko sendra nandeha alina, naka taxi. Rehefa naka taxi dia nandoa 12000ar alohany hiala (marihinafa mamo io zokiko io), dia rehefa tonga teny antrano dia nilazain'ilay mpamily fa tsy mbola nandoa vola dia nisy ny fifamaliana ka tsy nanaiky ilay taxi fa tonga dia noentiny tany@ polisy. Rehefa tany@ polisy dia nolazain'izy ireo fa nanao "filouterie de transport", marainan'iny iany dia lasa tany @parquet.Avy eo dia lasa oe escroquerie dia natao mandat de depot.Nangataka 1000000ar ilay juge zay vo afaka mivoaka ilay zokiko. Nalohanay ilay vola dia afaka 2 andro dia ronga dia nivoaka tsy nisy fitsarana.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire