Services municipaux | Attribution d’un terrain | 170000 Ar 
Date: 09-11-2015 , Menabe – Morondava | Rapport #883 
Izaho dia manana tany 2hectare izay lovanay baka amin babako ka hikarakara azy aho any amin'ny Domaine nefa zaho tsy mahay taratasy ka raha sendra nadeha any amin biraon domaine ny tenako dia mila vola hono ny fikarakarana azy sady mila mandoa vola
Le citoyen n’a  pas demandé à ce que le rapport soit partagé
							
															
			
			
											
									
Leave A Comment