Services municipaux | Taxe locale | Ar
Date: Avril 2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #1064
Tsy fanarahan-dalàna ataon'ireo olona mpitaky haba ao amin'ny kaominina. Manao antsirambina ny asany amin'ny fangalarana vola tsy ara-drariny amin'ireo mpivarotra. Nefany ny mpivarotra sasany dia tsy angalana haba mihitsy.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire