Police | Circulation | Ar
Date: 10-12-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #831
Polisy mpiasan'ny fivondronana nanakana taxi-be 150 hihazo an'Analakely teo @ Hotel de Ville no hita fa nanao tsolotra ampahibemaso. Nisakana ilay polisy ireny dia naka ny permis an'ilay chauffeur ka nody nanoratra teo izy no sady nihataka lavita niantso an'ilay mpamily ka teo no fantatra fa nanome an'ilay polisy ilay chauffeur vao nalafan'ilay polisy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire