Police | Circulation | Ar
Date: 14/11/2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #130
Voatery nanome vola hoan’ilay mpitandro filaminana ilay mpamily fiara kodia noho ny firimorimon’ilay fiara sy ny tsy fahampian’ny antotantaratasin’ilay fiarakodia. Nanome 15000ar ilay mpamily dia tsy nisy tohiny intsony.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire