Domaine foncier | Bornage | 30000 Ar
Date: Mai 2013 , Atsinanana – Vatomandry | Rapport #1147
Nandefa fangatahana tamin'ny TOPO aho mba handrefy ny taniko fa hanamboatra titre sy borne aho. Tsy nety nanaiky ireo raha tsy manome frais de deplacement sy karama kely ho azy ireo vao mankany ry zareo fa lavitra loatra hono sady izay no lalàna. Tsy nanome vola aho
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire