Autre | Autre | Ar
Date: 11-08-2009 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #367
Misy Bara (fivarotana toaka), eo akaikin'ny CSB II iray, efa elaela ihany no nitarainana mahakasika izany fa voararan'ny lalàna izany tabataba manakaiky ny toeram-pitsaboana izany. Nefa araka ny fantatra dia manome vola ny tompon'andraikitra izy ireo dia tsy mety afaka mihintsy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Le gouvernement
Laissez un commentaire