Tsena

Accueil|Tsena
Fokontany | Actes administratifs | Ar
Date: 02-03-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #354

Fitantanana ny tsena no olana eto, ny tsena dia fizarana tamin'ny alalan'ny fivoaran'ireo mpivarotra no nahazona azy ary ny ticket isanandro no fandraisana anjara amin'ny hetra izay aradalana. Eto anefa ny mpitantana ny tsena dia mampitahotra ireo mpivarotra fa raha tsy manome vola azy dia omeny olona hafa ny tsena.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire