Tsolotra nomen’ny Motard

Accueil|Tsolotra nomen’ny Motard
Gendarmerie | Circulation | Ar
Date: 23-01-2015 , Itasy – Soavinandriana | Rapport #719

Fiara mampitohy an'Analavory sy Soavinandriana nandalo teo Ampefy koa nifanehatra tamin'ny motard, nosavaina ny taratasy izay nosisian'ny mpamily vola, tsy ara-dalàna nefa ny taratasy de tsy nanaiky mihitsy ny motard na dia nosesehana vola aza.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire