Transport | — Choisissez le sujet — | 30000 Ar
Date: 23-11-2014 , Itasy – Miarinarivo | Rapport #177
Ny mpamily ny fiara nandehananay dia mbola tsy nanana permis de conduire. Rehefa nosakanan'ny gendarme dia voalaza fa fandikan-dalana. Rehefa manome vola anefa dia afaka nanohy ny dia izahay.Dia mba manahoana ny ain'ny mpandeha amin'izany?
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le gouvernement
Laissez un commentaire