Tsy fanaovana aro loha

Accueil|Tsy fanaovana aro loha
Police | Circulation | 5000 Ar
Date: 11-10-2016 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #959

Nosakanany izaho fa tsy nanao aro loha ilay namako tao aoriana, notazominy ela teo izahay dia natsoiny avy eo hoe mandoa 5000ar hono dia alefany sy omeny ny taratasy, nolaviko avy hatrany dia tezitra izy nomeny ahy ny contravention.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire