Tsy maintsy mandoa vola vao nahavita taratasy

Accueil|Tsy maintsy mandoa vola vao nahavita taratasy
Etat Civil | Acte de naissance | 2000 Ar
Date: 24-07-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #842

Rehefa nandeha tany amin'ny birao fitsarana nanao ny copie an-janako aho dia mba ahavita azy haingana dia natsoiny ry zareo mametraka kely aloa dia miverina afaka telo andro

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire