Etat Civil | Acte de naissance | 5000 Ar
Date: 2012 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #607
Ny ahy indray izany eny amin'ny ireny kaominina ireny koa any amin'ny sampana mikarakara ny antonta taratasy, matetika mantsy ny mpiandraikitra amin'ireny, tsy misy vola tokony aloa amin'ny fikarakarana ny taratay no alainy fa mihoatra noho izay . Nefany ,tsy mba misy reçu na rosia manokana manamarina ny nanandoavana ilay vola alaina.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
- Le gouvernement
Laissez un commentaire