Education | Autre | 700000 Ar
Date: 2014 , Atsimo Andrefana – Toliara II | Rapport #609
Ny ana kosa asa aloha dia tamin'ny izaho nanao fandinana BEPC dia nahita olona telo nanao kolikoly nefa ny BIANCO tsy manaiky ny kolikoly dai misy izany ny mpianatra ireo nanala fandinana nefa izy ireo mba anisan'ny ilay tsy mahay nefa ny zavarta mahagaga dia nisy ny olona tena manana maha izy azy indray no mampiasa ny atao hoe kolikoly dia gaga izaho dia nitadiavany vola ilay mpianatra.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire