Un pot de vin de recrutement

Accueil|Un pot de vin de recrutement
Santé | Autre | 100000 Ar
Date: 10-2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #588

Nanao concours hidirana ho mpanentana ao amin'ny PSI Madagascar , natao ny fiandrasana ny valiny kanjo tsy izay rehetra mahay no afaka fa izay mandoa vola 100000ar fa izao tsy nanaiky.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire