Un pot de vin pour le recrutemnt

Accueil|Un pot de vin pour le recrutemnt
Education | Autre | 600000 Ar
Date: 2015 , Androy – Ambovombe Androy | Rapport #593

Noteren'ny sefo CISCO ny teneko mba hikarakarana ny dossier -ko nefa raha ny rafitra dia maro izahay efa azo lazaina "ancien" tokony ho voaray fa mbola ilana vola . Vokany tsy nanaiky aho fa satria matoky ny fahabetsahan'ny taona efa niasako.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire