Varotra sy polisy

Accueil|Varotra sy polisy
Police | Autre | Ar
Date: 24-11-2016 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #984

Hivarotra manga aho fa tsy manan-drala. Nony tonga teo amin'ny fisakanan'ny polisy kominaly teo Betania, nosakan'izy ireo aho fa mila mandoa hetra hono kanefa aho mbola tsy nahalafo varotra. Nisisika ihany izy fa tsy nanaiky aho. Noteneniny aho amin'ny farany fa rokoky mametraka kely hono amin'ny manaraka. Eny hoy aho sefo fa mbola hivarotra aho.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire