Services administratifs divers | Autre | Ar
Date: 27-11-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #362
Nisy fifaninana ny fahazona ny vatsim-pianarana mankany ivelany ary dia nanao izany ny tenako. Noho ny nivaly ilay izy ka namonjy ny fivoriana teny aho dia hitako fa nisy olona izay tsy hita nandritry ny fifaninanan akory no hita tao fa hoe anisan'ny afaka tamin'ilay izy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire