Versement d’argent

Accueil|Versement d’argent
Secteur privé | Autre | 3000 Ar
Date: Février 2017 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #1130

Nilahatra be ny olona handeha hanao versement tamin'izany ka nitady hevitra aho mba hampalaky ny ahy. Nilaza ilay securité tamin'izany fa raha manome vola azy aho tonga dia alefany aloha

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Un commentaire

  1. Mamisoa Andrianjafy 14 juillet 2017 at 1 h 08 min - Reply

    Matetika dia lasa fahazarana ny fandoavana kolikoly. Izaho.manokana tsy mandoa izany fa kosa mahita isankerinandro rehefa mandeha RN7.
    Toerana roa atsomon’Antsirabe: Police hivoaka ny tanàna sy Gendarme ao Vinaninkarena (10 kms atsimon’Antsirabe) dia lasa fahazarana ny fitakiana vola 2.000ar isaky ny taxi brousse mandeha village Ibity (Holcim).
    Raha 2.000ar ny sarandalana mandeha any dia mila manomana 2.000arx2 izany ireo mpamily vao afaka mandingana ireo Police sy Gendarme ireo.

Laissez un commentaire