Justice | Jugement | Ar
Date: 02 février 2014 , Menabe – Morondava | Rapport #1178
Nanana fianakaviana iray izahay izay niakatra fitsarana tao amin'ny tribonaly noho ny afera fisandohana olona natao tany ambanivohitra.rehefa nandeha ilay afera satria efa maro tokoa ny zavatra vitany kanefa marihina fa ny havana dia mamy zao ka voatery tsy maintsy nikarakara azy tamin'ireo fianakaviana akaiky izay miasa ao amin'ny Fitsarana ihany ka noho izany dia moramora koa ihany ny valin'ilay fitsarana satria dia nahazo sazy mihantona mandritra ny roa taona izy
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire