Voiture de direction regional atsimo

Accueil|Voiture de direction regional atsimo
Autre | Autre | Ar
Date: -2015 , Atsimo Andrefana – Toliara I | Rapport #585

Nisy fiarakodia efa simba nefa mbola azo amboarina . Io fiarakodia io azahoan'ny direction tapakilan-tsolika (CCAL) nefa izahay tsy mahazo na kely amin'io solika io nefa terena izahay tsy manao an'io asa io amin'ny dia tongotra; Raha manodidina eto an-tanàna  izahay, raha ivelan'ny Toliara dia izahay madinika no miantoka ny fitanterana raha hiasa an'ivelany Toliara .

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire