Zanadarimaria

Accueil|Zanadarimaria
Gendarmerie | Autre | Ar
Date: 10-02-2015 , Haute Matsiatra – Fianarantsoa I | Rapport #339

Nametraka fitoriana (coups et blaisures volontaires) teo anivon'ny zandarmaria izahay, gaga anefa izahay fa tsy nety tonga teny amin'ny fitsarana mihintsy ny raharaha. Rehefa nikaroka izahay dia fantatra fa nahazo vola tamin'ilay olona notorinay ny zandary ka nohazonindreo tao ihany ny fitorina fa tsy nalefandreo tany amin'ny fitsarana.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire