zaza kely nakan’ny polisy vola

Accueil|zaza kely nakan’ny polisy vola
Police | Autre | 30000 Ar
Date: 06-10-2013 , Menabe – Morondava | Rapport #530

Zaza kely efatrambi-roaoplo taona mivarotra hazan-drano makany an'Antananarivo. Nefa tsy fantatra ny nahazo azy fa nosavain'ny polisy ny entany ka niteny izy ireo hoe tsy azonao atao ny mitondra ireto hazan-drano ireto raha tsy mametraka kely aminay ianareo.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco

Laissez un commentaire