Fakana fiara

Accueil|Fakana fiara
Douanes | Autres | 500000 Ar
Date: 12-2013 , Atsinanana – Toamasina I | Rapport #225

Tamin'izaho naka ny fiarako tany tamatave dia tsy mety ho vita mihitsy ny taratasy fa arirariran'izy ireo foana.

Ilay mpiasa iray tao amin'ny douane moa nilaza fa tsy vita hono ilay taratasy raha tsy mandoa vola.

Dia voatery nandoa aho.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire