Education | Accès à l’université | 200.000 Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #229
Izaho izay mijoro vavolombelona dia nahita trangatena nahavariana sadynampalahelo tao amin'ity Oniversitem-panjakana ity satria maro tamin'ireo ankizy vao afaka Bacc no nanao concours tety, tsy afaka concours kanefa dia tafiditra tafiditra tao amin'io Departement io ihany.
Tsara ho marihina fa ny ankamaroan'ireo ankizy ireo dia tao amin'Departement Lettre avokoa, ary dia tafiditra na dia tsy afaka concours aza.
Ny sasany tamin'ireo dia niteny tamiko fa nasaina nandoa vola 200.000Ar mba ahafahany miditra ka manohy ny fianarany eny amin'ny Anjerimanontolo.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire