Fanararaotana teo amin’ny andraikitra nosahanina

Accueil|Fanararaotana teo amin’ny andraikitra nosahanina
Education | Validation d’une licence | Ar
Date: 2007 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #231

Rehefa azo ny licence dia misy ny mini_projet hatao hidirana ao amin'ny 4ème année sampana Malagasy.

Misy amin'ireo mpanabe anefa no tsy mety mitsara ny devoir raha tsy misy tambiny.

Rehefa nanontany anefa aho dia hoy izy hoe : "ianao no ilaiko".

Tsy afaka nanao izany aho dia naleoko nijaniona tamin'ny fianarako.

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire