Autre | Autre | Ar
Date: 2012 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #232
Niatrika fanadinana ho mpitandrina izaho tamin'ny taona 2010 dia tsy afaka aho.$Nony namerina fanindroany aho ny taona 2012 dia niteny ilay dadafarako tamin'ilay jury hoe : "zanaky ny zokiko io" dia nahafahana aho.
Mrihina anefa fa anisan'ny nahazo naoty ambony aho,tamin'ilay fanadinana tamin'ny 2010 fa noho ny tsy fahafantarako olna angaba dia tsy afaka.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
- Les médias
Laissez un commentaire