Teny amin’ny fanaovana kara-panondro

Accueil|Teny amin’ny fanaovana kara-panondro
Etat Civil | Nouvelle CIN | 15000 Ar
Date: 06-06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #233

Tamin'ny andro nanaovako kara-panondro dia nisy filaharam-be naharitra ora maromaro, ary efa nadiva hikatona n birao tamin'izay.

Nony avy eo anefa dia nisy mpiasa tao nanatona anay ary niresaka mangina taminay nilaza fa raha karakarainay izy dia azo ny androtr'io ihany ny kara-panondronay.

Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :

  • Le Bianco
  • Les médias
  • Le gouvernement

Laissez un commentaire