Transport | Obtention d’un permis de conduire | 100000 Ar
Date: 06-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #235
Nianatra auto-école izaho dia nisy namanay nanao présence fotsiny fa tsy nianatra mihitsy kanefa dia afaka rehefa nivoaka ny valim-panadinana.
Rehefa niresaka tamin'ilay namana aho dia notantarainy fa nandoa 20.000Ar izy tamin'ilay jury dia 80.000Ar tany amin'ny Faritany fa misy catégorie hono ny vola aloha.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Les médias
Laissez un commentaire