Control polisy

Accueil|Control polisy
Transport | Transport publique | 30000 Ar
Date: 01-2014 , Atsimo Andrefana – Ankazoabo Atsimo | Rapport #389

Taminâ??izahay nanao voyage tany Majunga taminâ??ny herintaona dia nihoatra roa aminâ??ny isanâ??ny olona tokony ho entinâ??ilay fiara no nentiny. Rehefa nosankananâ??ny gendarme anefa dia saika nalainy ny papier nefa nandoa vola 30000ar ilay mpamily dia navotsotra ilay papier ary afaka nanohy ny voyage izahay.

 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire