chofera nanao kolikoly tamina controlera

Accueil|chofera nanao kolikoly tamina controlera
Transport | Transport publique | 20000 Ar
Date: 11-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #404

Ny fiara 194 nitondra anay indray asabotsy izay dia nisongona taminâ??ny fitohananâ??ny fiara ka tratranâ??ilay controleur. Rehefa nampitahorinâ??ilay controleur hoe alaina ny papier ilay chauffeur dia nanome 20000ar dia nilamina ny resaka
 

Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé

Laissez un commentaire