Justice | Autre | 600000 Ar
Date: 12-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #418
Ny zanako vavy telo amby folo taona dia nalain'ny rainy antsokosoko tao amiko satria ef nisaraka izahay. Nitory tany amin'ny polisy aho kanefa izaho indray no saika nigadra satria nanome vola be tany amin'ny polisy sy ny fitsarana hono ilay vadiko ho izy.
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
- Le Bianco
Laissez un commentaire