Etat Civil | Nouvelle CIN | 5000 Ar
Date: -11-2014 , Itasy – Arivonimamo | Rapport #420
Nanao kara-panondro aho taminy herintaona dia isaky ny haka an'ilay izy aho dia mbola tsy vita foana hoy ilay mpiasa . Tapa-kevitra aho ny hanome vola azy;v Vita teo noho eo ilay izy avy eo.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire