Transport | Transport publique | 5000 Ar
Date: 10-2015 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #427
Tany anatn'ny taxi-be nandehananay dia namoha varavarana ilay mpanampy ny mpamily tery amin'ny toerana izay izay mbola tsy arret akory dia nalain'ny zandary ny taratasin 'ilay fiara ary sty naveriny raha tsy nandoa 5000ar.
Le citoyen n’a pas demandé à ce que le rapport soit partagé
Laissez un commentaire