Etat Civil | Nouvelle CIN |  Ar 
Date: 03-2014 , Analamanga – Antananarivo Renivohitra | Rapport #429 
Nanao kara-panondro aho ary afaka iray herinandro miverina maka azy hoy ny tompon'andraikitra. Isaky ny maka an'ilay izy anefa aho dia aviraviran'ilay mpiasa foana.Ary nilaza tamikomoa izy fa raha manome 50000 ar azy hono aho dia vita rehefa vetivety ilay izy . Tsy nandoa an'io vola io moa izaho.
 
Le citoyen a demandé à ce que le rapport soit partagé avec :
							- Le Bianco
 
															 
			
			
											 
									
Leave A Comment